| Entry (1/4) | 1 mitsinjo |
| Root | 2 tsinjo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mitazana lavitra avy amin' ny toerana ambony: Mitsinjo ny eny an-tsaha rehetra eny izahay
9 Manatrika: Tsy tsara, hoy ny Ntaolo, ny manorin-trano mitsinjo vava lohasaha 10 Mitandrina, miambina: Mitsinjo sy mitahy ny velona ve ny Razana? 11 Mikarakara: Tokony hitsinjo ny ho avintsika isika dieny izao. [1.1] 12 mihevitra ny ho avy [1.13] |
| Explanations in French |
13 Regarder de haut en bas, au loin
14 figuré: surveiller, veiller sur quelqu’ un, avoir soin de quelqu’un, des animaux [1.3] 15 prévoir [1.13] |
| Examples |
16 Ny tany mitsinjo vody lohasaha dia tsy misalasala ka fadiana.
[1.381#]
17 Raha mitohy izany, dia mitsinjo ny hoaviny ireto tanora ireto. [2.445#] 18 Ny fanendasana sy ny fampirimana an-tsobika no tonian-dahasa ny alarobia tontolo sy ny alakamisy tsy ahita-mitsinjo olona. [2.470#33] |
| Analogs | 19 mandala, 20 miahy, 21 misaingy, 22 mitandrina, 23 mitandro, 24 mitsimbina |
| Combinations | 25 5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitsinjo |
| Proverbs | 26 Proverbs containing that word |
| Entry (2/4) | 27 Mitsinjo |
| Part of speech | 28 name (institution) [Full list] |
| Vocabulary | 29 Economy: printing, drawing |
| Madagascar Catalog |
|
| Entry (3/4) | 31 Mitsinjo |
| Elementary words | 32 tsinjo |
| Part of speech | 33 name (toponym) [Full list] |
| Vocabulary | 34 Geography: towns |
| Entry (4/4) | 35 Mitsinjo |
| Elementary words | 36 tsinjo |
| Part of speech | 37 name (toponym) [Full list] |
| Vocabulary | 38 Geography: towns |
| Illustrations |
|
| Anagrams | mitsinjo, Mitsinjo |
| Updated on 2026/08/13 |
|