|
|
|
|

Entry 1  mitandro
Root  2 tandro
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany [1.1]
Explanations in English  9 to be careful with things [1.7]
Explanations in French  10 faire attention à être attentif à [1.8]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mitandro

Anagrams  12 mandotry, mitandro, 13 mitondra, mitondrà, 14 tandrimo

Updated on 2026/08/21