| Compound words (122) |
1 ady an-trano 2 alatrano 3 am-pamatonan-trano 4 anjara tokantrano 5 an-tranon' ampinga 6 arahaba nahazo tokantrano 7 ati-trano 8 bambantrano 9 borosin-trano 10 dinidinika ambany tafontrano 11 elakela-trano 12 fatra-pifehy trano 13 feno diboka ny trano 14 fitokanan-trano 15 gadran-trano 16 hain-trano 17 hetran-trano 18 hidin-trano 19 hodi-tranonjaza 20 kabary anelakela-trano 21 kihon-trano 22 kiraro an-trano 23 lasa mpifosa vao mifafa trano 24 lavan-trano 25 lohatrano 26 mahavaky trano 27 mahery an-trano 28 may tranon' aina 29 may tranon-tratra 30 mamono volana an-trano 31 manamy trano 32 manao tompon-trano mihono 33 mandan-tranonjaza 34 mangirana ny trano 35 mankany amin' ny trano kely 36 miandry trano 37 mifampiditra an-trano 38 mihidy an-trano 39 mirindrin-trano 40 misorom-bady an-trano 41 mitokan-trano |
42 mosavy antrano 43 mpiasa an-trano 44 mpikarama an-trano 45 nalefa ho tafon-tranon' andriana 46 nofon-tranonjaza 47 rava tokantrano 48 tafontrano 49 tafon-tranon' andriana 50 tamin-trano 51 tamy trano 52 tetibolan' ny tokantrano 53 tokantrano 54 tokantranomaso 55 tokantranon-dahy 56 tokantrano tsy ahahaka 57 tompon-trano 58 tranoambo 59 trano atsimo sy avaratra 60 trano bongo 61 trano falafa 62 trano fandrian-dompy 63 trano feta 64 trano fiambenana 65 trano fiangonana 66 trano fiasana 67 trano filongoana 68 trano fitsaboana 69 trano hazo 70 trano heva 71 trano kotona 72 tranolahy 73 trano lay 74 tranomaizina 75 trano manaka-danitra 76 tranomanara 77 tranomanara 78 tranomasina 79 tranom-bary 80 tranombarotra 81 tranom-borona 82 tranom-bovobony |
83 tranom-bovoka 84 tranomena 85 trano mosara 86 tranom-panafody 87 tranom-panjaitra 88 tranom-pitaratra 89 tranompokonolona 90 tranon' afokasoka 91 trañondrazaña 92 tranon-dremby 93 tranon-jaza 94 tranon-kala 95 tranon' omby 96 tranon-tantely 97 tranontantely 98 tranon-tsabatra 99 tranon-tsoavaly 100 trano rindrina 101 trano sokera 102 trano tampify 103 trano tany 104 trano tany totoina 105 trano tataro 106 trano terilatsy 107 trano tilikambo 108 trano tomboka 109 trano tora-peta 110 trano tsiotsiory 111 trano vato 112 tranovato 113 trano vy 114 tranovorona 115 trano zozoro 116 varotra an' elakela-trano 117 varotra an-trano tokana 118 vatan-tranonjaza 119 volombodin-trano 120 zanaka an' elakela-trano 121 zanaka an-trano 122 zaza tsy an-tranon-dreny |
| Toponyms (6) |
123 Antranotelo 124 trano fito miandalana |
125 Tranomaro 126 Tranoroa |
127 Tranotelo 128 Tranovola |
|
|