Entry vorombato (vorona, vato)
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran' akoholahy mahery miady fahizay, izay karazan' akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an' ny boloky ny vavany [Rajemisa 1985]
French translation espèce de tiercelet [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Scientific name Glareola ocularis
Synonyms viko-viko
Quotes 

Updated on 2020/07/31