Entry voatabia
Part of speech noun
English definition a tomato [Hallanger 1973]
French definition tomate [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
French definition (de voa : fruit ; et tabiha : gloire, honneur ; allusion au prestige dont jouit ce fruit). C'est l'un des noms de la Tomate : Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Lycopersicon esculentum
Other spellings 
Examples 
1Ron-tsaramaso sy voatabia no tan-dovia; [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Voan' ny voatabia ny akanjoko, tompoko. [Andraina: I Vola]
3Tsy inona anefa fa anamamy sy patsa ary voatabia ihany, saingy nasiany toton-tsakamalao, dia nendasiny tamin' ny menaka aloha vao noranoiny kely nataony ketsaketsa. [Rabemolaly: Fary]
Illustrations 

2019/08/17