|
|
|
|

Entry1 vano
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Karazam-borona avo dia, mitovy amin' ny vantogisa ny haben' ny tenany, ny tendany azony halavaina hirangaranga avo rehefa misy zavatra tazaniny ary koa azony hafohezina rehefa mipetraka izy. (Telo karazana ny vano ka ny lehibe indrindra dia ilay antsoina hoe vanobe) [1.1]
Explanations in English  4 a heron [1.7]
Explanations in French  5 héron [1.3, 1.54, 1.8]
6 héron cendré (Ardea cinerea firasa) [4.22]
Vocabulary  7 Zoology: birds
Synonyms  8langoromavo, vanokagira
All compound words  95 combinations of this word
Proverbs  10 Proverbs containing that word
Article  11Randzavola: vano ao amin' ny Baiboly

Anagrams  12 vano, 13 vona

Updated on 2025/11/02