Entry vanobe (vano, be)
Part of speech noun
Malagasy definition fotsy tanteraka ny volony fa ny ranjony sy ny vavany no vony tanora; amin' ny toerana be farihy sy ony lehibe ary amin' ny heniheny no ahitana azy [Rajemisa 1985]
French translation le héron Goliath de couleur rousse. Ardea goliath. [Abinal 1888]
Vocabulary 
Scientific name Ardea goliath

Updated on 2020/07/31