Entry vanga
Part of speech adjective
Malagasy definition Teny ilazana loko misy pentina mainty na mena, fa fotsy ny tokotaniny [Rajemisa 1985]
English definition white spotted or partly covered with a color [Hallanger 1973]
French definition tacheté de noir ou de rouge sur un fond blanc [Abinal 1888]
 d'un blanc tacheté de couleur [Hallanger 1974]
Synonyms vangavanga
Analogues  volo/colors/couleurs
Examples Ary tato aoriana, dia vao naniry trondro hafa kosa indray na mena na vanga ny heniheny. [Callet: Tantara]

Entry vanga
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] varotra [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] fividianana [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] vidiny [Rakotosaona 1972]
 Varotra (fivarotana sy fividianana) [Rajemisa 1985]
French definition commerce, trafic, négoce [Abinal 1888]
French definition prix d'achat [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms vangany
Compound words, titles, names 
Analogues  vidy

Entry vanga
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] anaram-boronkely [Rakotosaona 1972]
 Karazam-borona sady mifaingoka no mafy ny vavany (Vanga curvirostris) [Rajemisa 1985]
French definition l'écorcheur de Madagascar, Buffon et Daub. Vanga curvirostris, Lin. [Abinal 1888]
Vocabulary 
Scientific name Vanga curvirostris

2017/07/22