Entry | vidiny > vidina (vidy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] | ||||||||
Examples | Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vidina | ||||||||
Anagrams | vidina, vinady |
Entry | vidiny > vidy | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Price, value [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] | |||||||||||||||
Valeur [1.3, 1.5] | ||||||||||||||||
Examples | Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy.
[2.472] | |||||||||||||||
Vocabulary | Economy: (in general) | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Analogs | vanga | |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vidy | |||||||||||||||
Anagrams | vidina, vinady |