Entry tsienimposa
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo misy tsilotsilony hatrany ampotony ka hatrany an-tendrony (hany ka tsy anihin' ny fosa), fanaovan' ny olona ody (Cassonia) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Cassonia

Updated on 2009/02/23