Entry trandraka
Part of speech noun
Malagasy definition Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) [Rajemisa 1985]
French definition porc-épic [Rajemisa: Vakoka]
French definition tenrec commun (Tenrec ecaudatus) [Tsimbazaza ]
Vocabulary 
Scientific name Tenrec ecaudatus
Synonyms kelora
Examples "Dia anao ny tany fangalan' akanga, fangalan' tsipoy fangalan' orana, fangalan' trandraka, " hoy Andriainasinavalona. [Callet: Tantara, page 144]
Quotes 

Entry trandraka
Part of speech noun
Malagasy definition Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany
¶ Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2012/10/11