Entry fitrandrahana (trandraka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena
¶ Fikarohana lalina ao anatin' ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon' ny riaka [Rajemisa 1985]
French definition exploitation [SLP 1986]
Examples fitrandrahana vy ao Soalala miaraka amin' ny sinoa WISCO [http://www.youtube.com/watch?v=D9zhS9u4Fik&feature=player_embedded]

Updated on 2010/06/09