Entry | fitrandraka (trandraka) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fomba entina mitrandraka, izany hoe miasa tany amin' ny angady, mihady tany [Rajemisa 1985] | |
Entry | fitrandraka (trandraka) | |
Part of speech | adjective | |
Malagasy definition | Azo trandrahina [Rajemisa 1985] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |