Entry | soso-kevitra | ||||
Elementary words | sosoka ; hevitra | ||||
Part of speech | locution | ||||
Explanations in Malagasy | Hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa [1.1] | ||||
Explanations in French | Suggestion [1.5] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Philosophy | ||||
Updated on 2023/03/09 |