Entry raindahiny (ray, lahy)
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray
Mitovy hevitra: ampingaloha ~ ela nihetezana ~ goaika antitra ~ kalazalahy ~ main-dambana ~ maintimolaly ~ mena vazana ~ ombalahy be vozona ~ sifotra antitra ~ za-draharaha ~ zanak' omby tsy ampianarin-domano [Rajemisa 1985]
English definition famous for what he does (often derogatory) [Hallanger 1973]
French definition qui a déjà un certain âge, expérimenté [Hallanger 1974]
Quotes 

2012/07/11