|
|
|
|

Entry1  menavazana
Elementary words  2 mena, 3 vazana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana.
6 Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy. [1.1]
Explanations in English  7 old soldiers. [1.7]
Explanations in French  8 anciens combattants, vétérans. [1.8]
Examples  9  Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato. [2.472]
Analogs  10  bekotromaroholatra

Updated on 2025/10/11