Entry mova tsy (ova, tsy)
Part of speech expression
Malagasy definition (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [Rajemisa 1985]
Other spellings 
Synonyms mitovy amy ~ ohatra ny ~ tahaka ny
Examples 
1Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra [Andraina: Sahabe]
2Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina. [Rahajarizafy: Kabary, page 92]
3Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [Rakotonandrasana: Tantsaha]

2015/10/01