Entry | lasiray (ila, iray) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1] | |
Explanations in English | Same as ilasiray [1.2] | |
Explanations in French | Un voamena et demi; le seizième de la piastre [1.3] | |
Vocabulary | Economy: finances, management | |
Proverbs | Proverbs containing the word lasiray | |
Anagrams | alasiry, lasiray |
Updated on 2020/07/31 |