Entry kiry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony
Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
Explanations in English Obstinacy [1.7]
Explanations in French Entêtement [1.8]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry kiry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty
Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra
Volo eo anilan' ny sofina [1.1]

Entry kiry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] fiovana [1.78]

Entry kiry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara, Taisaka] nendra [1.78]
  [Tanosy] hatina [1.78]
Vocabulary 

Entry kiry
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Croix grecque. [1.19]
Synonyms kily

Anagrams 

Updated on 2023/10/24