Entry hatina
Part of speech noun
Malagasy definition Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra) [Rajemisa 1985]
English definition scabies [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 the itch [Richardson 1885]
French definition gale [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2016/03/06