| Entry | 1 izy |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso
4 Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo [1.1] |
| Explanations in English |
5 He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.]
[1.2] 6 he, she, it [1.7] |
| Explanations in French |
7 Il, elle, lui, le, la
[1.3] 8 Il, elle [1.5] 9 il, elle [1.8] |
| Analogs | 10 azy, 11 izyireo, 12 ny |
| All compound words | 13 22 combinations of that word |
| Tables and plates |
14 All the pronouns |
| Updated on 2025/12/08 |
|