| Entry | 1 hiram-pirenena |
| Elementary words | 2 hira, 3 firenena |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in English |
5 national anthem [3.1] |
| Explanations in French |
6 hymne national [1.13, 1.5, 1.66] |
| Examples |
7 Isa-maraina ny Radiô-Tananarivo, dia ny hirampirenena no anombohany ny programa
[2.332]
|
| Synonyms | 8 sidikinina |
| Analogs | 9 rytanindrazanaymalalao |
| Updated on 2025/09/12 |
|