[CR] [CR] | Hiram-pirenena malagasy | [CR] Malagasy national anthem | [CR] Hymne national malgache | [CR]
[CR] [CR] [CR] 1 [CR] Ry Tanindrazanay malala ô! [CR] Ry Madagasikara soa [CR] Ny fitiavanay anao tsy miala, [CR] Fa ho anao, ho anao doria tokoa [CR] | [CR] [CR] 1 [CR] O, our beloved fatherland, [CR] O, fair Madagascar, [CR] Our love will never decay, [CR] But will last eternally. [CR] | [CR] [CR] 1 [CR] Ô Terre de nos ancêtres chérie [CR] Ô belle Madagascar [CR] Notre amour pour toi ne faillira pas [CR] Et restera à ta cause éternellement fidèle. [CR] | [CR]
[CR] [CR] [CR] FIVERENANA [CR] Tahionao, ry Zanahary [CR] Ity Nosin-dRazanay ity [CR] Hiadana sy ho finaritra [CR] He! Sambatra tokoa izahay. [CR] | [CR] [CR] CHORUS [CR] O, Lord Creator, do Thou bless [CR] This Island of our Fathers, [CR] That she may be happy and prosperous [CR] For our own satisfaction. [CR] | [CR] [CR] REFRAIN [CR] Bénis, ô Créateur, [CR] Cette île de nos ancêtres [CR] Qu'elle connaisse joie et bonheur [CR] Et nous serons comblés. [CR] | [CR]
[CR] [CR] [CR] 2 [CR] Ry Tanindrazanay malala ô! [CR] Irinay mba hanompoana anao [CR] Ny tena sy fo, fanahy anananay, [CR] 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa. [CR] | [CR] [CR] 2 [CR] O, our beloved fatherland, [CR] Let us be thy servant [CR] With body, heart and spirit [CR] In dear and worthy service. [CR] | [CR] [CR] 2 [CR] Ô Terre de nos ancêtres chérie [CR] Nous espérons te servir [CR] Avec notre corps, notre coeur, notre âme, [CR] ce que nous avons de plus précieux et digne. [CR] | [CR]
[CR] [CR] [CR] FIVERENANA : Tahionao...[CR] | [CR] [CR] CHORUS : O, Lord Creator...[CR] | [CR] [CR] REFRAIN : Bénis...[CR] | [CR]
[CR] [CR] [CR] 3 [CR] Ry Tanindrazanay malala ô! [CR] Irinay mba hitahiana anao, [CR] Ka ilay Nahary izao tontolo izao [CR] No fototra ijoroan'ny satanay. [CR] | [CR] [CR] 3 [CR] O, our beloved fatherland, [CR] May God bless thee, [CR] That created all lands; [CR] In order He maintains thee. [CR] | [CR] [CR] 3 [CR] Ô Terre de nos ancêtres chérie [CR] Nous espérons que tu sois bénie, [CR] Que celui qui a créé l'Univers [CR] Soit le maître de ton destin. [CR] | [CR]
[CR] [CR] [CR] FIVERENANA : Tahionao...[CR] | [CR] [CR] CHORUS : O, Lord Creator...[CR] | [CR] [CR] REFRAIN : Bénis...[CR] | [CR]
[CR]
[CR]