Entry |
hadimiana
(dimy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana [1.1]
|
Explanations in English | Five days [1.2]
|
Explanations in French | Cinq jours [1.3]
|
Examples |
1 | Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga
[2.649]
|
2 | Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana.
[2.470]
|
|
Vocabulary |
|
Entry |
hadimiana
(dimy)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada [1.1]
|
|