Entry fandiafasika (dia, fasika)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika eny am-pandehanana; eny amin' ny fasika eny amoron-drano no ahitana azy matetika ka izany no nahatonga ny anarany, izay atao koa hoe lavasalaka na triotrio, salahy, seritse [Rajemisa 1985]
English translation a species of sandpiper. Actitis hypoleucus , L. [Richardson 1885]
French translation guinette [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Scientific name Actitis hypoleucus

Updated on 2020/07/31