|
|
|
|

Entry (1/2)1 fasika
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
Explanations in English  4 sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
5 sand [1.7]
Explanations in French  6 sable [1.8]
Examples  7 Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356#62]
8 Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442#94]
Vocabulary  9 Geology
All compound words  1013 combinations of this word
Proverbs  11 Proverbs containing that word

Entry (2/2)12 fasika
Part of speech  13 adjective
Explanations in Malagasy  14 Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
Explanations in English  15 fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
Derivatives 
Names :

Anagrams  17 fasika, 18 fikasa, 19 fisaka, fisàka, 20 sifaka

Updated on 2025/11/03