Entry akoho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-borona mpitsindroka, somary boribory vatana bontolontolo vava somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin' ny olombelona hatramin' ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohovavy, akoholahy, vontotr' akoho, akohokely)
Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany [1.1]
Explanations in English The domestic fowl. [Sw. k'aka (?).] [1.2]
 A chicken [1.7]
Explanations in French Poule [1.54]
 Poulet [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ akôho ] Coq, poule [1.405]
Examples 
1"Angady no entiko andeha hatakaloko akoho. [2.293]
2Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana. [2.472]
3sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy
ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano
[2.131]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : akoho, akohoko, akohonao, akohony, akohontsika, akohonay, akohonareo, akohon', akohon-, akohom-
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/07/14