Entry | ajoro (joro) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1] | ||||||||
Atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13] | |||||||||
Explanations in French | Mettre debout; mettre en station [1.13] | ||||||||
Examples | Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony;
[4.27] | ||||||||
Vocabulary | Geography: topography | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/19 |