Entry k
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy. Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: mihinina hena =mihinan-kena. Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka ny man: man-kaikitra = manaikitra. [1.1]
Explanations in French Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache. Dans KA final, k devient ordinairement h et quelquefois f, dans la formation des participes et des impératifs: Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; Daroka, darofy, darofana. Après le préfixe MAN, k initial disparaît dans les formes verbales: Kaikitra, manaikitra; Kitikitika, manitikitika; Ketoketoka, manetoketoka; Ketsa, manetsa. [1.3]
Analogs  abidỳ
Tables and plates The Alphabets
Articles 
Illustrations 

Entry K
Part of speech noun (symbol)
Explanations in Malagasy Singa mivaingana, faha-19 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English Potassium. [3.1]
Vocabulary 

Updated on 2022/08/14