| Entry (1/2) | 1 K ~ k
![]() |
| Part of speech | 2 noun (symbol) |
| Explanations in Malagasy |
3 Tarehintsoratra fahafolo ary renisoratra fahafito amin'ny abidy malagasy.
4 Nyh no miova hok amin'ny fanakamban-teny: 5 mihinina hena =mihinan-kena. 6 Amin'ny famoronana matoantenin'ny mpanao misy tovona man, dia alatsaka 7 ny k amin'ny ft. ary dia akambana fotsiny amin'ny zanatsoratra manarakaraka 8 ny man: man-kaikitra = manaikitra. [1.1] |
| Explanations in French |
9 Dixième lettre et septième consonne de l'alphabet malgache.
10 Dans KA final, k devient ordinairement h 11 et quelquefois f, dans la formation des participes et des 12 impératifs: 13 Satroka, satrohy, satrohana, isatrohana; 14 Daroka, darofy, darofana. 15 Après le préfixe MAN, k initial 16 disparaît dans les formes verbales: 17 Kaikitra, manaikitra; 18 Kitikitika, manitikitika; 19 Ketoketoka, manetoketoka; 20 Ketsa, manetsa. [1.3] |
| Analogs | 21 abidy |
| Tables and plates |
22 The Alphabets |
| Article | 23 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Illustrations |
|
| Entry (2/2) | 24 K
![]() |
| Part of speech | 25 noun (symbol) |
| Explanations in Malagasy |
26 Singa mivaingana, faha-19 amin'ny
27 fisokajiana miherina. [3.1] |
| Explanations in English |
28 Potassium.
[3.1] |
| Vocabulary | 29 Chemistry |
| Tables and plates |
30 Periodic Table |
| Updated on 2025/11/20 |
|