Entry indrỳ
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Enti-manondro olona na zavatra tokana erỳ lavitra: Indrỳ lasa ny fiaramanidina [1.1]
Explanations in English Behold! Here it is. See indro [1.2]
 Look! there it is! [1.7]
Explanations in French Tiens!
Le voilà (au loin) [1.3]
 Voilà! là! [1.8]

Entry indrỳ
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin' ny samy lehilahy: Indrỳ ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? / Taiza aho no hitan' indrỳ nanendrikendrika an' indrỳ [1.1]
Explanations in English You (singular), used familiarly by mother to daughter [1.7]
Explanations in French Toi, s'emploie entre la mère et sa fille [1.8]
Tables and plates all the pronouns

Entry indry
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy  [Bara] [1.78]
Derivatives 
Synonyms indriky

Updated on 2023/01/22