|
|
|
|

Entry1  zotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fandeha mahitsy tsy mivilivily, mandroso sy mitohy hatrany
4 Enti-milaza antokom-piara mpitatitra olona anankiray manana lalana voasoritra falehany:
5 Ny zotra faha-22 ~ Ny lamasinina zotra Antananarivo-Toamasina [1.1]
6 ny aleha, ny hitsy [1.13.mg#235]
Explanations in French  7 action d'aller, de marcher, de filer droit [1.3#875]
8 direction [1.13.fr#235]
Examples  9  zotra hiany koa no nandehanako teny Anosibe. [2.4#]
10  Isaky ny zotra indray, misy gara am-polony maro, gara kely, gara lehibe. [2.356#]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  30  32 combinations of this word

Updated on 2025/11/17