| Entry | 1 izorana |
| Part of speech | 2 relative verb |
| Root | 3 zotra |
| Morphology |
|
| Explanations in French |
8 [1.3#875] |
| Examples |
9 [2.471#36] Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. 10 [2.643#11] Fitia fitia foana, hoy aho, tsy mila fitia aho fa ny lalan' Soa izorana. 11 [2.285#16] Tsarovy fa lalana roa no izorana ho amin' ny fandrosoana, dia ny fahalalana ny ankehitriny sy ny lasa. |
| Anagrams | 12 arozany, izorana, nozaira, nozarai, zarinao |
| Updated on 2025/01/21 |
|