| Entry | 1 fizotra |
| Root | 2 zotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara [1.1] |
| Explanations in French |
5 processus; déroulement [1.13] |
| Examples |
6 Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra
[2.245#]
7 Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna [2.445#] |
| All compound words | 8 fizotry ny fanandramana |
| Updated on 2025/10/08 |
|