| Entry | 1 zinohy |
| Root | 2 zohy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Voazohy, nozohina, zohina, arahina tsara:
5 Raha zinohy tsara ny tantara, dia hita fa fitiavan-kampiray no nahatonga an' Andrianampoinimerina hanafika hatraiza hatraiza [1.1] |
| Explanations in French |
6 Qu’on a suivi, accompagné
[1.3#874] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 voazohy |
| Anagrams | 11 hizino, 12 zinohy |
| Updated on 2025/11/13 |
|