|
|
|
|

Entry1  zaza mandry fe hariva
Elementary words  2  zaza, 3  mandry, 4  fe, 5  hariva
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  zaza mahantra mandry amin' izay aharivan' ny andro [1.1]

Updated on 2025/09/12