Entry hariva
Part of speech noun
Malagasy definition Ny tapak' andro ihilanan' ny masoandro miankandrefana: Amin' ny dimy hariva / Ny hariva no fahanteran' ny andro [Rajemisa 1985]
English definition the evening [Richardson 1885]
 the afternoon, the evening [Hallanger 1973]
French definition l'après midi, le soir [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry hariva
Part of speech adjective
Malagasy definition Folaka: Hariva ny andro
¶ Amin' ny hariva, tratra aoriana: Tonga hariva ianareo izany / Hariva izahay fa aoka handeha [Rajemisa 1985]

Entry hariva
Part of speech passive verb
Malagasy definition Tazonina ela hatramin' ny hariva: Harivan' ny resakareo eto lahy izahay [Rajemisa 1985]

2010/05/16