|
|
|
|

Entry1  zanatohatra
Elementary words  2 zanaka, 3 tohatra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 ny hazo mitsivalana amin' ny renitohatra [1.1]
Explanations in French  6 les échelons, les marches de l'escalier, les degrés [1.3.fr#709]
7 échelon [1.13]
8 marche [1.66.fr#598]
Examples  9  Fa tsy maintsy nandalo tamin' ireny zanatohatra ireny isika. [2.5]
10  Nitsingintsingina, ny lohatongotra no ampanitsahina, ary andramana isaky ny zanatohatra, izay vao tena manitsaka. [2.4]
Vocabulary  11  Economy: buildings, public works
Analogs  12  renitohatra

Updated on 2025/09/12