Entry zana-tany
Elementary words zana- (zanaka) ; tany
Part of speech locution
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Teraky ny foko eo an-toerana [1.78]
 Ny teraka tao amin' ny tany niaviany [1.1]
Explanations in English A native of a country [1.7]
Explanations in French Natif d'un pays [1.8]

Entry zanatany
Elementary words zanaka ; tany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tany izay zanahin' ny tany iray hafa, izany hoe alainy an-keriny na ankafetsena ho eo ambany fifehezany ka mifamatotra aminy amin' ny lafiny maro: ara-barotra, ara-toe-karena, ara-tsaina [1.1]
 Tany niharan'ny fanjakazakan'ny firenena hafa noho ny hery tsy mitovy [1.13]
Explanations in English A colony [1.7]
Explanations in French Colonie [1.8, 1.13]

Anagrams 

Updated on 2023/12/05