| Entry | 1 zanapeo |
| Elementary words | 2 zanaka, 3 feo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) [1.1] |
| Explanations in English |
6 a voiced voyel [3.1] |
| Explanations in French |
7 voyelle [1.66.fr#972] 8 une voyelle prononcée [3.1] |
| Examples |
9 Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo.
[1.519#]
|
| Vocabulary | 10 Linguistics |
| Updated on 2025/10/11 |
|