| Entry | 1 fanjairana |
| Root | 2 zaitra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo [1.1] |
| Explanations in English |
5 the act of sewing, sewing [1.7] |
| Explanations in French |
6 L'action de coudre, l’instrument, l’endroit [1.3#866] 7 couture [1.8] |
| Examples |
8 Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava.
[2.445#]
9 ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. [2.606#] |
| All compound words | 10 milina fanjairana |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 12 fanjairana, 13 fanjariana |
| Updated on 2025/10/08 |
|