|
|
|
|

Entry1  zafy tsy havana
Elementary words  2  zafy, 3  tsy, 4  havana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy [1.1]
Explanations in French  7  parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus [1.3]
Vocabulary  8  Relationships: family

Updated on 2025/09/12