| Entry | 1 zafikely |
| Elementary words | 2 zafy, 3 kely |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in French |
5 petit-fils, petite-fille, petits-enfants [1.5] |
| Examples |
6 Efa tsy ho hitany ihany, hono, izay zafikely avy amin' ny naterany, ka ny zana-badiny efa vonona tahaka ny an-dRasoa izao no hotiaviny.
[2.470]
7 Hamantatra izay nanjo anay no anton-diany, dia hijery izay fasana nety nandevenana ny zanaka na ny zafikely. [2.356] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|