Entry mamorika (vorika)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bezanozano, Sihanaka] mamosavy [Rakotosaona 1975]
 Mamosavy, manome sakafo misy ody mahafaty na mankarary [Rajemisa 1985]
Morphology 
mamorika
namorika
hamorika
mamoreha

Updated on 2013/03/17