|
|
|
|

Entry1  famorehana
Root  2 vorika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Famosaviana amin' ny ody; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary. [1.1]
Explanations in French  5 L’action d’ensorceler, de faire des maléfices, le moyen, la cause. [1.3#860]
Examples  6  ody ratsy famorehana olona kosa tsy mahalala izany aho, na dia ohatra ny loha-paingotra aza. [2.643#]

Updated on 2025/09/12