| Entry | 1 bele |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 vomanga
[Bara]
[1.78] 4 karazana hanin-kotrana [1.13] 5 vomanga, bageda [Masikoro] [2.606#151] |
| Explanations in English |
6 The sweet potato. (Bets. And Sak.) Batatas edulis, Choisy. Same as vomanga, ovihazo (Bets.), vihazo (Bets.), mbizo (Bets.), and tsimanga (Prov.), etc.
[Betsileo, Sakalava]
[1.2] |
| Explanations in French |
7 patate douce
[1.13] 8 (étymologie comme bela) Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae). [Betsimisaraka, Betsileo] [1.196] |
| Examples |
9 Ny haninkotrana (vomanga na bele sy saonjo) mbamin'ny voamaina (voanemba, tsaramaso) no hanentsenana ny banga araka izay azo atao.
[2.606]
|
| Vocabulary | 10 Botany: vegetable |
| Analogs | 11 bageda, 12 batata, 13 belena, 14 bokala, 15 mbizo, 16 vomanga |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 17 bele, 18 lebe |
| Updated on 2025/11/09 |
|