|
|
|
|

Entry1  volavelona
Elementary words  2 vola, 3 velona
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera [1.1]
6 karazana metaly fotsy miranoka [1.13]
Explanations in English  7 quicksilver, mercury [1.7]
Explanations in French  8 mercure [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
International  9 Hg [3.1]
Vocabulary  10  Chemistry
Tables and plates  11  Periodic Table

Updated on 2025/12/08