|
|
|
|

Entry1  vodivoafelatanana
Elementary words  2  vody, 3  felatanana
Part of speech  4  noun
Examples  5  Ny zanaky ny mahatakatra tamin' izany nibonoka tamin' ny fitafiana volonondry matevina sy nikiraro ary nanao bas-sport hatreny antenantena-ranjony ka faritra kely foana, vodivoafelatanana teo ambany lohalika ny azy no mba voan' ny fanala [2.643#10]

Updated on 2025/07/29