|
|
|
|

Entry1 voasingotra
Root  2singotra
Part of speech  3 past participle
Explanations in French  4qu'on a saisi avec une corde, qu’on a pris par ses propres paroles ou par des paroles perfides. [1.3#607]
Examples  5 fa raha tsy izany, dia ho voasingotra amin' ity ny ainao. [2.587#]
6 Efa mba nozohizohiny mangina teny tokoa mantsy Izafindrahasy, saingy voasingotra tampoka tamin-dRazanajaza izy. [2.639#]
Synonyms  7siningotra

Updated on 2025/09/12