Entry | 1 singotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana tady vavarana ho fandrika sy hamatorana Fatotra manao amparapaingo Enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hamerezana ny sasany Teny misy fitaka atao mba hampahita loza [1.1] |
Explanations in French |
4 action de lancer une corde (ayant un noeud coulant au bout) aux cornes et aux pieds des boeufs pour les saisir et les attacher; action de lier, d'attacher, d'entraver figuré: action de profiter de certaines paroles échappées pour nuire; paroles perfides, trompeuses pour nuire, pour perdre [1.3] |
Examples |
5 ny rofia iray lanjana, nakana rofia iray singotra.
[2.436#]
|
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word singotra |
Anagrams | 29 sangôtry, 30 singotra, 31 tsingora |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |